Dikan'ny teny : gama

Hampiditra dikany vaovao
1 na Gamatra (fr. gamme) a.: Fitambaran'ny feo miakatra na midina izay mifanao ambaratonga, fototra ahazoana ny feo rehetra hanaovana hira; miss valo izy ireo: do, re, mi, fa, sol, la, si (na ti), ary ny do ambony, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel