Dikan'ny teny : hatenda

Hampiditra dikany vaovao
1 (tenda) p.mt.: Hatreo amin'ny tenda ny halaliny na ny haavony. a F.-p.: Kobaka am-bava volana hatenda: teny fampanantenana be fotsiny fa tsy tanterahina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel