Dikan'ny teny : hatsikana

Hampiditra dikany vaovao
1 a,: Zavatra atao hampihomehy, arira, kivazivazy, vosobosotra: Aza manao hatsikana eo ianao fa efa manevika aho izany. ? p.t.: Mpanao arira, kivazivazy mampihomehy: Zazalahy hatsikana - t.i.f.: Hatsikanina / manatsikana, fanatsikana, mpanatsikana / anatsikanana, fanatsikanana f mifanatsikana. Ahitsio
2 a.: Karazan-kazo izay ampiasaina hampahamanitra ny toaka ny hodiny. (Xerochlamys pilosa), Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel