Dikan'ny teny : havanina

Hampiditra dikany vaovao
1 f manavana, fanavana, mpanavana f havangavana J havangavanina f manavangavana, fanavangavana, mpanavangavana / anavangavanana, fanavangavanana. Ahitsio
2 (havana) mt. ih. (havano): Ifandraisana, ifankatiavana: Mora havanina io lehilahy io. 1 Tsikerakeraina, tsy avala hifatratra na hifitsaka: Havanina ny lavenona raha tiana hirehitra tsara ny afo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel