Dikan'ny teny : hazavaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (zaua, mazaua) mt. ih. (hazavao): Asiana hazavana, tsilovina: Hazauain'ny jiro ny efitrano. • Voaboasana, lazaina ny heviny: Hazavao ny hevitr'izany teny izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel