Dikan'ny teny : hozongozonina

Hampiditra dikany vaovao
1 (hozongozona) mt. ih. (hozongozony): Hetsehina mafy ary imbetsaka: Nohozongozonin'ny ankizy ny hazo ka raraka ny uoankazo. • h.o.: Hontsonina, ketrahina: Tsy azon'inona na inona hozongozonina ny finoany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel