Dikan'ny teny : iangarana

Hampiditra dikany vaovao
1 (angatra) mt ih. (tangaro): Itanilana ka omena tombony mihoatra noho ny hafa tsy araka ny rariny: Tsy tokony hisy hiangarana ny olom-pehezina fa izay asa oitany ihany no hamerana ny tombontsoa homena azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel