Dikan'ny teny : imbetsaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mt.: Enti-milaza ny habetsahan'ny nitranganjavatra na nanaovan-javatra: Imbetsaka aho no nahita azy nitondra iny kitapo iny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel