Dikan'ny teny : isaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (isa) mt.ih, (isao): Lazaina ny isany: Isao ireny vorona manidina ireny raha vitanao. ~ Heverina ho anisan' ny: Nisainay ho namanay ianao tamin'ny fisoratana anarana hitsangantsangana. isaka, Isaky, Isan' ppk ary ppt. feh.: Manan-kevitra hoe "amin'ny fotoana miverimberina" na "an'ny tsirairay" na "samy... rehetra" ka ny fatnpiasa azy ireo dia toy izao: Isaka no ampiasaina eo alohan'ny "izay": Isaka izay miteny izy dia diso; — ny isaka dia tonga isaky eo alohan' ny mpanoritra anarana: Isaky ny zoma / Isaky ny miteny, — na lasa isan'eo alohan' ny anarana tsisy mpanoritra: Isan-jomà, isan'alina, isan' olona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel