Dikan'ny teny : isam-pangady

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Ampahany (tokony ho intelon'ny vata: 6 dal) amin'ny vary vokatra izay omen'ny olona ny mpanjaka mba ho fankatoavana azy amin'ny maha-tompon'ny tany azy. (Raha menabe ny tany, dia an'ny mpanjaka manontolo ny isam-pangady, fa raha menakely kosa, dia animahana ho an'ny tompomenakely ka raha Andriamasinavalona ilay tompomenakely dia orne-na ny antsasany ary raha zanak'andriana kosa, tsy orne-na afa-tsy ny ampahadiminy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel