Dikan'ny teny : izaho

Hampiditra dikany vaovao
1 s.o.: Enti-misolo ny olona miteny raha tokana ka a-tao teny lazaina: Izaho no nisotro rano tamin'ity kaopy ity. (Miova ho "aho" ny "izaho" raha tsy antitranterina ny filaza ny teny lazaina ka atao ao aorian'ny matoanteny mamarana ny fehezanteny: Nisotro rano tamin'it? kaopy ity aho). - t.i.f.: Mizahozaho, fizahozaho, mpizahozaho f izahozahoana, fizahozahoana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel