Dikan'ny teny : izinina

Hampiditra dikany vaovao
1 (izina) mt.ih. (izino): Atao izay hahamaizina azy, asitrika ao anaty haizina: Izino ao an'efitra ao io zaza io fa maditra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel