Dikan'ny teny : jaky

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Volon-javatra mena dia mena, loko na sora-damba m angatrakatraka. - F.-p.: Jaky mena: mena mivaivay mangatraka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel