Dikan'ny teny : jenitra

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Manao fihetsehana tsy miherika na mitodika fa mijaridina mitihintihina, mihaminkamina ery; tsy manao fihetsehana firy ao anatin'ny haingo anaovana: Jenitra ery ISambilo nanao ilay akanjo didimananjara vao nozairina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel