Dikan'ny teny : jorery

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Karazam-bibikely maneno eny ambony hazo mba hitsentsefany ny ranonkazo (amin'ny fahavaratra ny jorerilahy maneno mafy sady lavareny. ~ p.t.: Malahelo, manjoretra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel