Dikan'ny teny : kaikitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fiketohana, famelezana amin'ny nify: Ny kaikitry ny amboakeiy tiana no tsy tanty. 1 t.: Kaikerina, kekerina, akaikitra, voakaikitra, kinaikitra / manaikitra, fanaikitra, mpanaikitra / anaikerana, fanaikerana / mahakaikitra / kaikikaikitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel