Dikan'ny teny : karetohina

Hampiditra dikany vaovao
1 (karetoka) mt. ih. (karetohy): Kaikerin'ny nify na ketohin'ny nify miaraka ka misy feo mitsako aterak' izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel