Dikan'ny teny : karohina

Hampiditra dikany vaovao
1 (karoka) mt. ih. (karohy): Haronina any anatY...; hadina: Be ny metaly nokarohina teto. / Nokarohiko tao an-d avaka ilay vola ver y. ? Ahetsiketsika mba hifangaro: Tsy nokarohinao tsara ny tavolo ka niraikitra tamin'ny vilany. • Tadiavina, kezahina ho fantatra: Nokarohina eran'ny trano ilay fanalahidy fa tsy hita. / Efa nokarohina an-taonany maro ny fanafodin'ny kansera nefa mbola tsy hita hatramin'izao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel