Dikan'ny teny : lalovana

Hampiditra dikany vaovao
1 (lalo) mt. ih. (lalovy): Aleha eo akaiky nefa tsy idirana: Aza lalouana fotsiny ny sakaiza e! • Seranina eo akaiky: Lalouan'ny renirano ny tanànanay. ? Tsy raharahaina: Tsy tsara raha lalouan'ny ankizy ny tenin'ny ntaolo. ~ Dinganina: Tsy tokony holalouana ny ray aman-dreninao amin'izany raharaha izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel