Dikan'ny teny : lamesa

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. la messe) a.: Fanompoam-pivavahana katolika izay isoronana ny vatana sy ny ran'i Jesoa-Kristy Tom-po ao anatin'ny endriky ny mofo sy ny divay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel