Dikan'ny teny : lanto

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Rindra, filaminana; fanamboarana ny zavatra hilahatra; fandaharana tsy hiparitaka sy tsy hikorontana. i ti.f.: Lantoina, alanto, voalanto / mandanto, fandanto, mpandanto / andantoana, fandantoana / milanto, filanto / ilantoana, filantoana / mahalanto. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel