Dikan'ny teny : laro

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Izay rehetra aharo amin'ny zavatra iray mba hampitombo ny heriny: A-taon'ny olona laron-toaka ny katrafay. 1 Lavenona namboarina ka afangaro amin'ny paraky na ampifangaroina a• min'ny menaka hanaovana savony: Toa paraky tsisy la-ro izy izany, ry Ikoto a! - t.i.f.: Laroana, alaro, voalaro 1 mandaro, fandaro, mpandaro 1 andaroana, fandaroana 1 milaro, filaro, mpilaro 1 ilaxoana, filaroana 1 mahalaro. Ahitsio
2 (Skl) a.: Anaran-kazo tsy misy raviny, mandronono raha tapahina ary fanamamoana hazandrano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel