Dikan'ny teny : leo

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: (matetika tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy") Tanty, zaka, azo zakaina, azo leferina: Tsy leoko ny ataonao ka handeha aho. • Azo toherina, resy: Tsy leon'ny vato ny ria-ka. é Mahaleo I ahaleovana, fahaleovana / fileovana. Ahitsio
2 sy Leony (lao) p.t.: Entimilaza olona tsy tia zavatra iray, izay nihinanany betsaka loatra ka nahatonga azy tsy te hiherika azy intsony: Leom-boanjo aho izany. ¶ M.h.: Tofoka, boboka, tohina, tola. • Mamo: Leon-drongony ny anao lahy ka miteniteny foana. * 1. L f : Mankaleo, aleo I fileony, mpileony / mifankaleo. ¶ M.h.: Monaina (monamonaina), mamo, disaka, afapo, lamoka, boboka, tofoka, malilo, tala, malikiliky, loti-ka, lao, tsy tia hiherika, tsy tia veroka, tsy tia vovoka, tsy tia mainty, leom-boananana, tsy tia zava-boribory, tsy tia mololo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel