2 (may) p. t.: Mafaha dia maf ana ka mandoro. (Teny iray tarika, jar. Mafana). * Ohab.: Ny ao am-pon'ny siny mangatsiaka, ny ao ampon'ny vilany mahamay: enti-milaza ny fahasamihafan' ny zavatra na dia mitovitovy ety ivelany aza, arakaraka ny toetra nikendrena azy na ny asa iandraiketany avy.
Ahitsio