Dikan'ny teny : malia

Hampiditra dikany vaovao
1 (lia) p.t.: Mora tapaka na vaky: Volotara malia. ΒΆ Ahitsio
2 Marefo, makiana. ? F.-p.: Malia voua: haingampamaly, maila-bava. Malikiliky (likiliky) p.t: Sosotra, sorisorena, tofoka, bobo-ka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel