Dikan'ny teny : mamadika

Hampiditra dikany vaovao
1 (Btl) p.t.: Enti-milaza tandrok'omby toy ny tandrok'omby kirongo saingy boribory antonony ny fiolany. Ahitsio
2 (vadika) mt.p. (mamadiha): Manao zavatra miamboho:Mamadika fitaratra ? Mampiseho ny ila na lafiny iray tsy mbola niseho: Marnadika tsihy. 1 Miova ho mpamely nefa nitokisana:Namadika ny firenena izy. / Mamindra faty ho ao amin'ny fasan-drazan a na mamono lambamena: Lasa namadika any arnbanivohitra izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel