Dikan'ny teny : mamasoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (vasoka) mt.p. (mamasoha): Manala baraka: Nahoana ianao no namasoka ahy teo anatrehan'ny mpianatra rehetra? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel