Dikan'ny teny : mamatona

Hampiditra dikany vaovao
1 (matona) p.t.: Eo afovoany. - F.-p.: Mamaton'alina: misasak'alina. /Mamaton-dranjo: eo antenatena ranjo./Mamatona ambony, mamatona ambany: enti-milaza ny lamba tenomina vita ny tapany amin'ny ambony na ny tapany amin'ny ambany. ( Ampamatonan-dalana: eo amin' ny fisasahan'ny lalana. / Ampamatonan-trano: eo afovoan'ny trano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel