Dikan'ny teny : mankato

Hampiditra dikany vaovao
1 (to) mt. p, (manka. toava): Manao ho tsara, mihevitra ho mety, mankasitraka: Tsy mankato ny hevitrao rehetra aho, 1 Manai. ky: Nankato ny fitsipika nataon'ny fokonolona ny Fanjakana, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel