Dikan'ny teny : miainga

Hampiditra dikany vaovao
1 (ainga) mt. s, (miain. ga): (mitovy amin'ny Manainga) Miala amin'ny toerana iray ka mandeha: Amin' ny firy no hiainga ny fiara. manidina? Ahitsio
2 Miala amin'ny 4 maraina izahay rahampitso, - F,.p,: Miala aina: matai. / Miala faran'ny lohany: mio. va fihetsika mba hialana a. min'ny vintan-dratsy mpahazo ny tena hatramin'izay, / Miala faditra: manala nY ratsy amin'ny tena, / Miala lia. na: manaram-po amin'ny zavatra iray tiana, / Miala janona: miato kely eo am-panaovan-draharaha iray. / Miala nenina: manao izay faran'ny azo atao, J Miala sasatra: ma. ka aina. / Miala tsiny: mana-la ny hadisoana mety haha. voa ny tena dieny mialoha na izay efa mahavoa mihi. tsy, / Miala vola: mandoa vo-la. / Miala vonkina: manampatra, manararaotra mba hanamparana ny hery. / Miala Ankatso ka Ambohidempona: mandositra zava-manahirana iray nefa sendra ny mitovy aminy ihany. / Tay miala uehana: tsy mihemotra na kely aza. / Manao fialan'ny Jiosy: miala mitsaitsaika mangina tsy misy mahita na mandre firy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel