Dikan'ny teny : midoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (doka) mt, s, (midoha. fa): Manome doka na dera fantatra izao fa tsy marina, * Ohab,: Midoka tena toy ny papelika: fatratra raha hilaza tsara momba ny tenany, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel