Dikan'ny teny : nantsana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Nantsanantsana a.: Feo mikarantsan-javamaneno, toy ny lakolosy, ny kipantsona; feo mimenomenona somary mikiakiaka amimpahatezerana. - t.i.f.: Nantsanantsanina, anantsanantsana / minantsanantsana, finantsanantsana, mpinantsanantsana / inantsanantsanana, finantsanantsanana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel