Dikan'ny teny : nemonemona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fihaminkaminan'ny olona somary mievotrevotra kely raha mitaingin-tsoavaly na entina ampilanjana. * t.i.f.: Minemonemona, finemonemona, mpinemonemona / inemonemonana, finemonemonana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel