Dikan'ny teny : ody

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Tsy fampiasa mande-ha irery, fa ny hevitra mety hananany amin'ireo sampanteny dia: a) fiverenana any amin'ny tanàna na trano onenana na any amin'ny tany niaviana; — b) fisehoana ho manana toetra na ho manao asa eo imason'ny olona nefa tsy marina. - t.i.f.: Tafody I mody, fody, mpody / odiana, fodiana / mimpody I mitampody. Ahitsio
2 a.: Tapa-kazo na zavatra hafa, toy ny vakana, eken' ny olona sasany ho manankery hitondra soa na hisakana loza rehefa tokavina: Finoanoam-poana ny mankamasina ny ody. ? Zavatra entina manasitrana, fanafody (izay tsy inona fa "fana-fana ody" no niaviany): Ody folaka mahomby ny tsimpimpina. - t.i.f.: Odiana ) miody, mpiody I iodiana, fiodiana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel