Dikan'ny teny : ondambody

Hampiditra dikany vaovao
1 (Atm) a,: Ondana atao hipetrahan'ny olona nasaina. - t.i.f.: Ondanana, aondana, voaondana, tafaondana / manondana, fanondana, mpanondana 1 anondanana, fanondanana / miondana, fiondana, mpiondana 1 iondanana, fiondanana 1 mahaondana / ondanondana. - F.-p.: Ondam-bita: fanarabian'ny olona ny be mangy. / Ondam-body: ondan-tseza fipetrahana. I On dam -poana: fonon'ondana tsy misy sesika. / Ondan-dava: ondana boribory lavalava ampanarahina ny sakan'ny farafara. / Ondan'ny maty: ny ondana nialan'ny maty aina izay ariana sy dorana amin'ny harivan'ny andro andevenana. / Foron'ondana: ny sesika amin'ny ondan'ny maty. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel