Dikan'ny teny : orosana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Orotana (orotra) mt. ih. (orosy, oroty): Entimilaza ravin-javamaniry ongotana amin'ny tanana, ririsana: Orosy ny rauin'io uoaroihazo io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel