Dikan'ny teny : otrehana

Hampiditra dikany vaovao
1 (otrika) mt, ih. (otreho): ilazana ny fatana itahirizana ny afo ao anaty lavenona. * F. -p.: Otripo: lolompo. J Otrik'afo: afo miotrika na misarona ao anaty lavenona ka tsy maty. J Otrik'afon' ampombo: lolompo tsy levona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel