Dikan'ny teny : papapapa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Famindra maika nefa toa tsy mijery izay dia-vina ;totototo;raparapa. 1 t.i.f.: Apapapapa, tafapapapapalmipapapapa,fipapapapa, mpipapapapa / ipapapapana, fipapapapana / mahapapapapa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel