Dikan'ny teny : parasy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Bibikely mitsentsitra ny ran'ny biby lehibe sy ny olona ka manaikitra mampangidfhidy izaitsizy: Mitondra areti-mifindra toy ny pesta ny parasy. • F.-p.: Volomparasy: 1c lao na volon-javatra mitovy , min'ny an'ny vonim-boah. rana na tatamo. / Be taimparasy: enti-milaza ny hoditava na ny akondro misy pentimpentina kely madinika. / Parasin'alika: karazamparasy lehibe, fahita indrindra ao anaty volon'ny alika. / Parasy lafrika: karazam-parasy madinika, izay manatody any anatin'ny hoditra. / Parasy kankana: parasy fahita indrindra any an-tsiraka ao anaty fasika (biby lavalava kely toy ny kankana izy io ka mitsofoka anatin'ny hoditra). ¶ M.h.: Parapandy, parasaingy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel