Dikan'ny teny : petsapetsa

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t. : Enti-milaza ny tany misy rano ka mangeniheny, mangonahona. - F.-p.: Iray petsapetsa: 1) enti-milaza olona vitsivitsy na maro manana tanimbary iraisana; 2) olona iray foko; 3) olona miray tetika. / Petsapetsa vava: olona tsy mahatam-bava, mania vava, milaza ny nafenina na ny tsy tokony holazaina. Ahitsio
2 (Btl) a.: Honahona nototofana natao tanimbary. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel