Dikan'ny teny : potsitra

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Loaka: Potsitra ny mason'ilay vorona. • Vaky, foy: Potsitra ny uay teo amin'ny hatony. ~ Miseho miharihary (enti-milaza ny zavatra nafenina ka vaky): Potsitra ny laingan-dRakoto. I t.i.f.: Potsirina, apotsitra, voapotsitra, pinotsitra 1 mamotsitra, famotsitra, mpamotsitra; manapotsitra, fanapotsitra, mpanapotsitra f amotsirana, famotsirana; anapotsirana, fanapotsirana 1 mahapotsitra / potsipotsitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel