Dikan'ny teny : radona

Hampiditra dikany vaovao
1 na Radondradona p. t.: Tsara bika, mifanentana sy mifanao ara-keviny amin' izay maha-tsara azy ny habe sy ny halava. - t.i.f.: Maradona, maradondradona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel