Dikan'ny teny : raingitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a. (Tsy fampiasa firy): Fitondrana zavajavatra tsy dia misy hilana azy loatra. (jer. Rongotra). - t.i.f.: Raingetina, araingitra, voaraingitra / miraingitra, firaingitra, mpiraingitra / iraingetana, firaingetana / maharaingitra / raingidraingitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel