Dikan'ny teny : raisina

Hampiditra dikany vaovao
1 (ray) mt. ih. (raiso): Alaina: Noraisiny ny satrony dia lasa izy. • Azo: Houaliako rahariva ilay taratasy noraisiko anikeheo. ? Ampiantranoina: Raiso tsara Rakoto fa havantsika. • E-kena ho isan'ny...: Noraisina ho mpikambana amin' ny Vokovoko Volamena izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel