Dikan'ny teny : raoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fakana zavatra, ka izay mahafeno ny tanana, na ny tanana anila na ny tanana anankiroa; fandraisana zavatra indray miaraka. - t.i.f•: Raofina, araoka, voaraoka / mandraoka, fandraoka, mpandraoka I andraofana, fandraofana / miraoka, firaoka / maharaoka / raodraoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel