Dikan'ny teny : rapaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vatan-dravinala novakina sy novelarina mba hanaovana rindrin-trano sy ngorodona amin'ny trano falafa. Ahitsio
2 a.: Fihinanana zavatra izay tonga dia any am-bava. ? h.o.: Fakana na fihinanana zavatra tsy mifidy fa izay rehetra hita dia alaina. - t.i.f.: Arapaka, voarapaka 1 mandrapaka, fandrapaka, mpandrapaka 1 andrapahana / mirapaka, firapaka, mpirapaka / irapahana, firapahana / maharapaka 1 rapadrapaka. ? F,-p.: Manao rapa-dango: mihinana mambosibosika izay rehetra hita, mandray tsy am-piheverana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel