1 (raviravy) mt. pdr. (raviravezo): Enti-milaza izay asiana zavatra mikirazorazo eo amboniny: Noraueramezana sabatra ny lohany ka tsy nahita tory izy na dia indray mipy maso aza ? Enti-milaza ny olona tiana hotaomina, amin'ny fampisehoana vola aminy.
Ahitsio