Dikan'ny teny : rebaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Noana, lanaka, tsy maharay tena noho ny harerahana. - t.i.f.: Arebaka / mandrebaka, mpandrebaka I andrebahana, fandrebahana I maharebaka J rebadrebaka. Ahitsio
2 ft.: Fihaingoana, fixaratana amin'ny akanjo malalaka mikobankobana sy mirefarefa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel