Dikan'ny teny : refarefa

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Mitaritarika amin'ny tany. / a.: Toetran' ny zavatra lava miramborambo ka mitaritarika amin'ny tany, ny zavatra mitarozaka ela loatra, ny masoandro ma-diva hilentika, ny olona mitaredretra. - t.i.f.: Refarefaina, arefarefa, voarefarefa, tafarefarefa / mandrefarefa, fandrefarefa, mpandrefarefa I andrefarefana, fandrefarefana I mirefarefa, firefarefa, mpirefarefa I irefarefana, firefarefanalmaharefarefa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel