Dikan'ny teny : refy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Halavana mitovy amin'ny halavan'ny sandry roa mitsotra tsars (ny refy dia sahala amin'ny mamakitratra indroa, na zehy imbalo na tondro inenina amby sivifolo, ka mitovy amin'ny 1,75 metatra eo ho eo amin' ny fandrefesana ampiasaina ankehitriny). Halavana: Zahao kely ny refin'ity latabatra ity. - t.i.f.: Refesina, arefy, voarefy J mandrefy, fandrefy, mpandrefy J andrefesana, fandrefesana / maharefy. - F.-p.: Refy tsy miampatra: ilazana fandrefesan-javatra manambaka: tsy henjanina tsara hivelatra ny tanana roa hany ka tsy ampy reo fy. ~ h, o.: Faneriterena. f Refy miampatra: refy atao somary mihantsika kely any aoriana ny sandry anankiroa. 1 h.o.: Enti-milaza ny fahafahana malalaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel